Accueil > ... > Forum 7658

Tanana havia daholo r’ce a !

9 août 2010, 08:26, Ecrit par Sipinela Maheky

Za kosa tam 1988 no niditra voronkely, tam zany mbola zaza fa mafinartra an neninay on ny mahita le ankizy en uniforme, de mandray andraikitra. de tao foana (Betafo Ambohimanarina alo), aveo nifindra tany Andravoahangy Fivavahana (72è), 1994 za no mpana maitso, 1997 sampana mena ary mbola tao ihany an ! de nanao MP kely de nivadika Loholona, Fa mafinaritra be daolo r’ce a ! de nanao Tonia, de nifindra faritany t@ 2005 de aty Andrefana ndray e ! De mbola ao hatram zao efa Filoha. Ka mirary soa ho antsika rehetra fa tsara ny Fikambanana. Sipinela Maheky

Un message, un commentaire ?

Qui es-tu ?
[Se connecter]
Votre message